로그인

시편 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · Psalms · 150편

시편 150편

  1. 1편Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ ny fisainan’ ny ratsy fan…
  2. 2편Nahoana no mitabataba ny jentilisa, ary misaina anoano foana ny firen…
  3. 3편
  4. 4편
  5. 5편
  6. 6편
  7. 7편
  8. 8편
  9. 9편
  10. 10편Jehovah ô, nahoana no mijanona eny lavitra eny Hianao ka miery amin’ …
  11. 11편Jehovah no ialofako; ahoana no anaovanareo amin’ ny fanahiko hoe: man…
  12. 12편
  13. 13편
  14. 14편Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy…
  15. 15편Jehovah ô, iza no hitoetra ao amin’ ny tabernakelinao? iza no honina …
  16. 16편Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka aminao aho.
  17. 17편Jehovah ô, mihainoa ny rariny, mandrenesa ny fitarainako, atongilano …
  18. 18편Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida, mpanompon’ i Jehovah, izay…
  19. 19편
  20. 20편
  21. 21편
  22. 22편
  23. 23편Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho,
  24. 24편An’ i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy …
  25. 25편Aminao, Jehovah ô, no anandratako ny fanahiko.
  26. 26편Tsarao aho, Jehovah ô, fa mandeha amin’ ny fahamarinako aho; ary Jeho…
  27. 27편Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no…
  28. 28편Hianao no antsoiko, Jehovah ô, Ry vatolampiko ô, aza manentsin-tadiny…
  29. 29편Manomeza an’ i Jehovah, ry zanak’ Andriamanitra, eny, manomeza vonina…
  30. 30편
  31. 31편
  32. 32편Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
  33. 33편Mihobia ho an’ i Jehovah ianareo, ry olo-marina; fa mendrika hataon’ …
  34. 34편
  35. 35편Jehovah ô, mamalia izay manana ady amiko; miadia amin’ izay mamely ah…
  36. 36편
  37. 37편Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao noho ny amin’ ny mpanao ratsy; Ar…
  38. 38편
  39. 39편
  40. 40편
  41. 41편
  42. 42편
  43. 43편Omeo rariny aho, Andriamanitra ô, ary alaharo ny teniko haharesy ny f…
  44. 44편
  45. 45편
  46. 46편
  47. 47편
  48. 48편
  49. 49편
  50. 50편Andriamanitra Andriananahary, dia Jehovah, no miteny ka miantso ny ta…
  51. 51편Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida,
  52. 52편Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila nataon’ i Davida,
  53. 53편
  54. 54편Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Maskila nataon…
  55. 55편
  56. 56편
  57. 57편
  58. 58편
  59. 59편
  60. 60편Ho an’ ny mpiventy hira Al-sho-shanedoth. Miktama nataon’ i Davida ha…
  61. 61편
  62. 62편
  63. 63편
  64. 64편
  65. 65편
  66. 66편Mihobia ho an’ Andriamanitra, ry tany rehetra;
  67. 67편
  68. 68편
  69. 69편
  70. 70편
  71. 71편Hianao, Jehovah ô, no itokiako; aoka tsy ho menatra mandrakizay aho.
  72. 72편Andriamanitra ô, omeo ho an’ ny mpanjaka ny fitsarànao, ary ho an’ ny…
  73. 73편Andriamanitra mahasoa ny Isiraely tokoa, dia ny madio fo.
  74. 74편Andriamanitra ô, nahoana no nanary anay mandrakizay Hianao, sady mane…
  75. 75편
  76. 76편
  77. 77편
  78. 78편Henoy ny lalàko, ry oloko; atongilano ny sofinareo amin’ ny tenin’ ny…
  79. 79편Andriamanitra ô, tonga eto amin’ ny lovanao ny jentilisa, ka nandoto …
  80. 80편
  81. 81편
  82. 82편Andriamanitra dia eo amin’ ny fiangonan’ Andriamanitra; ary eo amin’ …
  83. 83편
  84. 84편
  85. 85편
  86. 86편Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka valio aho, Fa ory sy malahelo.
  87. 87편Ny naorin’ i Jehovah dia ao an-tendrombohitra masìna;
  88. 88편
  89. 89편
  90. 90편Tompo ô, efa fonenanay hatramin’ ny taranaka rehetra Hianao.
  91. 91편Ny mitoetra ao amin’ ny fierena izay an’ ny Avo Indrindra Dia monina …
  92. 92편
  93. 93편Jehovah no Mpanjaka mitafy voninahitra Izy; Jehovah mitafy, eny, misi…
  94. 94편Jehovah, Andriamanitra Mpamaly ny natao, ô, Andriamanitra, Mpamaly ny…
  95. 95편Avia, aoka isika hihoby ho an’ i Jehovah; Aoka isika hanao feo fifali…
  96. 96편Mihira fihiram-baovao ho an’ i Jehovah; Mihirà ho an’ i Jehovah ry ta…
  97. 97편Jehovah no Mpanjaka, aoka ho faly ny tany; Aoka ho ravoravo ny nosy m…
  98. 98편Mihirà fihiram-baovao ho an’ i Jehovah; Fa efa nanao fahagagana Izy; …
  99. 99편Jehovah no Mpanjaka aoka hangovitra ny firenena; Mipetraka amin’ ny k…
  100. 100편Mihobia ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra.
  101. 101편Famindram-po sy fitsarana no hankalazaiko; Hianao, Jehovah ô, no hode…
  102. 102편
  103. 103편Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, mis…
  104. 104편Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko. Jehovah Andriamanitro ô, lehibe i…
  105. 105편Miderà an’ i Jehovah, miantsoa ny anarany; Ataovy fantatra any amin’ …
  106. 106편Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy, Fa mandrakizay ny famin…
  107. 107편Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Fa mandrakizay ny famindram-pony.
  108. 108편
  109. 109편Ry Andriamanitra fidèrako ô, aza mangìna Hianao,
  110. 110편Izao no lazain’ i Jehovah amin’ ny Tompoko: Mipetraha eo an-tanako an…
  111. 111편Haleloia. Hidera an’ i Jehovah amin’ ny foko rehetra aho, Eo amin’ ny…
  112. 112편Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra an’ i Jehovah Sady mankasi…
  113. 113편Haleloia. Miderà, ianareo mpanompon’ i Jehovah, Miderà ny anaran’ i J…
  114. 114편Fony nivoaka avy tany Egypta ny Isiraely, Dia ny taranak’ i Jakoba av…
  115. 115편Jehovah ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra, Fa ny anarana…
  116. 116편Izaho tia an’ i Jehovah, satria efa nandre Ny feon’ ny fifonako Izy.
  117. 117편Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetr…
  118. 118편Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pon…
  119. 119편Sambatra ny mahitsy lalana, Izay mandeha araka ny lalàn’ i Jehovah.
  120. 120편Jehovah no nitarainako tamin’ ny fahoriako dia namaly ahy Izy,
  121. 121편Manopy ny masoko ho amin’ ny tendrombohitra aho; Avy aiza ny famonjen…
  122. 122편Faly aho, raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any an-tranon’ i …
  123. 123편Aminao no anandratako ny masoko, Ry Mpitoetra any an-danitra ô.
  124. 124편Raha tsy Jehovah no nomba antsika,― Eny, aoka hataon’ ny Isiraely hoe:
  125. 125편Izay matoky an’ i Jehovah dia tahaka ny tendrombohitra Ziona, izay ts…
  126. 126편Fony Jehovah nampody an’ i Ziona avy tamin’ ny fahababoany, Dia tahak…
  127. 127편Raha tsy Jehovah no manao ny trano, Dia miasa foana ny mpanao azy. Ra…
  128. 128편Sambatra izay rehetra matahotra an’ i Jehovah, Dia izay mandeha amin’…
  129. 129편Mafy no nampahoriany ahy hatry ny fony aho mbola tanora, Eny, aoka ha…
  130. 130편Tao amin’ ny lalina no niantsoako Anao, Jehovah ô,
  131. 131편Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko, ary tsy niandranandrana ny masoko:…
  132. 132편Jehovah ô, tsarovy Davida Noho ny fiahiany rehetra,
  133. 133편Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina
  134. 134편Andeha, misaora an’ i Jehovah, ianareo rehetra mpanompon’ i Jehovah, …
  135. 135편Haleloia. Miderà ny anaran’ i Jehovah; Miderà, ianareo mpanompon’ i J…
  136. 136편Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy; Fa mandrakizay ny famindram-pony.
  137. 137편Teo amoron’ ny onin’ i Babylona no nipetrahanay, Sady nitomanianay, r…
  138. 138편Hidera Anao amin’ ny foko rehetra aho; Eo anatrehan’ ireo andriamanit…
  139. 139편Jehovah ô, efa nandinika ahy Hianao ka mahalala ahy.
  140. 140편
  141. 141편Jehovah ô, mitaraina aminao aho, faingàna hankatỳ amiko; Henoy ny feo…
  142. 142편
  143. 143편Jehovah ô, henoy ny fivavako, ary atongilano amin’ ny fifonako ny sof…
  144. 144편Isaorana anie Jehovah Vatolampiko, Izay mampianatra ny tanako hamely …
  145. 145편Hanandratra Anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, Sy hankalaza ny an…
  146. 146편Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, ry fanahiko.
  147. 147편Haleloia; Fa tsara ny mihira ho an’ Andriamanitsika; Eny, mamy sady m…
  148. 148편Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, ry any an-danitra; Miderà Azy any amb…
  149. 149편Haleloia. Mihirà fihiram-baovao ho an’ i Jehovah, Ny fiderana Azy eo …
  150. 150편Haleloia. Miderà an’ Andriamanitra eo amin’ ny fitoerany masìna. Mide…

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain)