로그인

시편 134편 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 3절

  1. 1 Andeha, misaora an’ i Jehovah, ianareo rehetra mpanompon’ i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon’ i Jehovah.
  2. 2 Manandrata ny tananareo ho amin’ ny fitoerana masìna, Ka misaora an’ i Jehovah.
  3. 3 Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗