창세기 Baiboly Malagasy (1865)
Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · Genesis · 50장
창세기 50장
- 1장Tamin’ ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.
- 2장Dia vita ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy.
- 3장Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon’ i Jeh…
- 4장Ary Adama nahalala an’ i Eva vadiny; dia nanan’ anaka Eva ka niteraka…
- 5장Ity no boky milaza ny taranak’ i Adama: Tamin’ ny andro namoronan’ An…
- 6장Ary raha vao nihamaro ny olona tambonin’ ny tany ka teraka zazavavy m…
- 7장Ary hoy Jehovah tamin’ i Noa: Midìra ao anatin’ ny sambo-fiara ianao …
- 8장Ary Andriamanitra nahatsiaro an’ i Noa mbamin’ ny bibi-dia rehetra ar…
- 9장Ary Andriamanitra nitso-drano an’ i Noa sy ny zanany hoe; Maroa fara …
- 10장Ary izao no taranaky ny zanakalahin’ i Noa, dia Sema sy Hama ary Jafe…
- 11장Ary ny tany rehetra dia iray fanononana sy iray fiteny.
- 12장Ary hoy Jehovah tamin’ i Abrama: Mandehana miala amin’ ny taninao sy …
- 13장Ary Abrama dia niakatra niala tany Egypta, dia izy sy ny vadiny mbami…
- 14장Ary tamin’ ny andron’ i Amrafela, mpanjakan’ i Sinara, sy Arioka, mpa…
- 15장Rehefa afaka izany, dia tonga tamin’ i Abrama ny tenin’ i Jehovah tam…
- 16장Ary Saray, vadin’ i Abrama, tsy mba niteraka; ary izy nanana mpanompo…
- 17장Ary rehefa sivy amby sivi-folo taona Abrama, dia nisehoan’ i Jehovah …
- 18장Ary Jehovah niseho tamin’ i Abrahama teo an-kazo terebintan’ i Mamre;…
- 19장Dia nankany Sodoma ilay anjely roa nony hariva, raha Lota nipetraka t…
- 20장Dia nifindra niala teo Abrahama nankany amin’ ny tany atsimo ka nitoe…
- 21장Ary Jehovah namangy an’ i Saraha araka ilay efa nolazainy, ary dia na…
- 22장Ary rehefa afaka izany zavatra izany, dia nizahan’ Andriamanitra toet…
- 23장Ary ny andro niainan’ i Saraha dia fito amby roa-polo amby zato taona…
- 24장Ary Abrahama dia efa zokiolona sady nandroso fahanterana; ary Jehovah…
- 25장Ary Abrahama nampaka-bady indray, Ketora no anarany.
- 26장Ary nisy mosary indray teo amin’ ny tany afa-tsy ilay mosary voalohan…
- 27장Ary rehefa antitra Isaka, ary pahina ny masony ka tsy nahita, dia nia…
- 28장Ary Isaka nampaka an’ i Jakoba ka nitso-drano azy ary namepetra azy h…
- 29장Dia niainga Jakoba ka nankany amin’ ny tanin’ ny zanaky ny atsinanana.
- 30장Ary rehefa hitan-dRahely fa tsy mba niteraka tamin’ i Jakoba izy, dia…
- 31장Ary Jakoba nandre ny tenin’ ny zanakalahin’ i Labana nanao hoe: Efa l…
- 32장Ary nifoha maraina koa Labana, dia nanoroka ny zananilahy sy ny zanan…
- 33장Ary Jakoba dia nanopy ny masony ka nahatazana fa indro tamy Esao, mit…
- 34장Dia nivoaka Dina, zanakavavin’ i Lea, izay naterany tamin’ i Jakoba, …
- 35장Ary hoy Andriamanitra tamin’ i Jakoba: Miaingà, miakara any Betela ia…
- 36장Ary izao no taranak’ i Esao (Edoma izany):
- 37장Ary Jakoba nonina tany amin’ ny tany fivahinian’ ny rainy, dia tany a…
- 38장Ary tamin’ izany andro izany Joda dia nidina niala teo amin’ ny rahal…
- 39장Ary Josefa nentina nidina ho any Egypta; ary Potifara, lehilahy Egypt…
- 40장Ary taorian’ izany ny mpitondra kapoakan’ ny mpanjakan’ i Egypta sy n…
- 41장Ary rehefa afaka roa taona mipaka, dia nanonofy Farao, fa, indro, nit…
- 42장Ary fantatr’ i Jakoba fa nisy vary tany Egypta, dia hoy izy tamin’ ny…
- 43장Ary mafy ny mosary teo amin’ ny tany.
- 44장Ary Josefa nanome teny ny mpikarakara ny tao an-tranony ka nanao hoe:…
- 45장Ary Josefa tsy nahatsindry ny fangorakoraky ny fony intsony teo anatr…
- 46장Ary niainga Isiraely nitondra izay rehetra nananany ka nankany Beri-s…
- 47장Ary Josefa nankao amin’ i Farao ka nilaza taminy hoe: Ny raiko sy ny …
- 48장Ary rehefa afaka izany, dia nisy nilaza tamin’ i Josefa, hoe: Indro m…
- 49장Ary Jakoba namory ny zananilahy ka nanao hoe: Mivoria ianareo, mba ha…
- 50장Ary Josefa nihohoka tamin’ ny tavan’ ny rainy ka nitomany teo ambonin…
Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain)