에스겔 Baiboly Malagasy (1865)
Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · Ezekiel · 48장
에스겔 48장
- 1장Ary tamin’ ny andro fahadimy tamin’ ny volana fahefatra tamin’ ny tao…
- 2장Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’ olona, mitsangàna, fa hiteny aminao Aho.
- 3장Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’ olona, hano izay hitanao, eny, hano ity…
- 4장Ary ianao, ry zanak’ olona, makà kapila tanimanga, ary apetraho eo an…
- 5장Ary ianao, ry zanak’ olona, dia makà sabatra maranitra ho toy ny hare…
- 6장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 7장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 8장Ary tamin’ ny andro fahadimy tamin’ ny volana fahenina tamin’ ny taon…
- 9장Ary niantso tamin’ ny feo mahery teo anatrehako Jehovah ka nanao hoe:…
- 10장Ary hitako fa, indro, teo ambonin’ ny eloelo izay teo ambonin’ ny loh…
- 11장Ary nisy fanahy nanainga ahy koa, dia nitondra ahy ho eo amin’ ny vav…
- 12장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 13장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 14장Dia nisy loholon’ ny Isiraely tonga tao amiko ka nipetraka teo anoloa…
- 15장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 16장Tonga tamiko indray ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 17장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 18장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 19장Ary manaova hira fahalahelovana ny amin’ ireo andrianan’ ny Isiraely …
- 20장Ary tamin’ ny andro fahafolo tamin’ ny volana fahadimy tamin’ ny taon…
- 21장Dia tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 22장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 23장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 24장Ary tamin’ ny andro fahafolo tamin’ ny volana fahafolo tamin’ ny taon…
- 25장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 26장Ary tamin’ ny andro voalohany amin’ ny volana tamin’ ny taona fahirai…
- 27장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 28장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe;
- 29장Tamin’ ny andro faharoa ambin’ ny folo tamin’ ny volana fahafolo tami…
- 30장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 31장Ary tamin’ ny andro voalohany tamin’ ny volana fahatelo tamin’ ny tao…
- 32장Ary tamin’ ny andro voalohany tamin’ ny volana faharoa ambin’ ny folo…
- 33장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 34장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 35장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 36장Ary ianao, ry zanak’ olona, maminania amin’ ny tendrombohitry ny Isir…
- 37장Tao amiko ny tànan’ i Jehovah, ary ny Fanahy no nitondran’ i Jehovah …
- 38장Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
- 39장Ary ianao, ry zanak’ olona, dia maminania ny hamelezana an’ i Goga, k…
- 40장Tamin’ ny taona fahadimy amby roa-polo taorian’ ny namaboana antsika,…
- 41장Ary nentiny ho ao amin’ ny ati-trano lehibe aho, dia norefesiny ny to…
- 42장Dia nentiny nivoaka nianavaratra ho any amin’ ny kianja ivelany aho, …
- 43장Ary nentiny ho any amin’ ny vavahady aho, dia ilay vavahady manatrika…
- 44장Dia nentiny niverina aho tamin’ ny lalana mankamin’ ny vavahady ivela…
- 45장Ary rehefa zarainareo araka ny filokana ny tany mba ho lova, dia hisy…
- 46장Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Ny vavahadin’ ny kianja anatiny izay…
- 47장Dia nentiny niverina ho eo amin’ ny varavaran’ ny trano aho; ary, ind…
- 48장Ary izao no anaran’ ny firenena: Hatramin’ ny farany avaratra any amo…
Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain)