시편 87편 Baiboly Malagasy (1865)
Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 7절 · 대역: King James Version
| 절 | Baiboly Malagasy (1865) | King James Version |
|---|---|---|
| 1 | Ny naorin’ i Jehovah dia ao an-tendrombohitra masìna; | His foundation is in the holy mountains. |
| 2 | Ny vavahadin’ i Ziona dia tian’ i Jehovah mihoatra noho ny fonenana rehetra izay an’ i Jakoba. | The Lord loveth the gates of Zion more than all the dwellings of Jacob. |
| 3 | Zava-malaza no anambarana anao Ry tanànan’ Andriamanitra. [Sela.] | Glorious things are spoken of thee, O city of God. Selah. |
| 4 | Hanonona an-dRahaba sy Babylona Aho ho isan’ izay mahalala ahy; Indro Filistia sy Tyro mbamin’ i Etiopia, Ity no efa teraka teo. | I will make mention of Rahab and Babylon to them that know me: behold Philistia, and Tyre, with Ethiopia; this man was born there. |
| 5 | Ary Ziona hilazana hoe: Ireto sy ireroa samy efa teraka teo; Ary ny Avo Indrindra no mampitoetra azy. | And of Zion it shall be said, This and that man was born in her: and the highest himself shall establish her. |
| 6 | Jehovah hanisa, raha manoratra ny firenena Izy: Ity no efa teraka teo. [Sela.] | The Lord shall count, when he writeth up the people, that this man was born there. Selah. |
| 7 | Hoy izay mihira sy mandihy: Ny loharanoko rehetra dia ao aminao. | As well the singers as the players on instruments shall be there: all my springs are in thee. |
Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL