로그인

시편 75편 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 10절 · 대역: King James Version

절Baiboly Malagasy (1865)King James Version
1 — Unto thee, O God, do we give thanks, unto thee do we give thanks: for that thy name is near thy wondrous works declare.
2 Hisaoranay Hianao, Andriamanitra ô; eny, hisaoranay Hianao; fa akaiky ny anaranao; mitory ny fahagagana ataonao ny olona. When I shall receive the congregation I will judge uprightly.
3 Fa ho avy tokoa amin’ ny fotoana Aho; eny, Izaho no hitsara marina. The earth and all the inhabitants thereof are dissolved: I bear up the pillars of it. Selah.
4 Mihorohoro ny tany sy ny mponina rehetra eo aminy, nefa Izaho no nanorina ny andriny. [Sela.] I said unto the fools, Deal not foolishly: and to the wicked, Lift not up the horn:
5 Hoy izaho tamin’ ny mpirehareha: aza mirehareha, ary tamin’ ny ratsy fanahy: aza manandra-tandroka; Lift not up your horn on high: speak not with a stiff neck.
6 Aza manandratra ny tandrokareo ho avo; ary aza miteny sahisahy amin’ ny fahamafian-katoka. For promotion cometh neither from the east, nor from the west, nor from the south.
7 Fa tsy avy any atsinanana, na avy any andrefana, na avy any atsimo, ny fisandratana. But God is the judge: he putteth down one, and setteth up another.
8 Fa Andriamanitra no Mpitsara; mampietry ny anankiray Izy ary manandratra ny anankiray kosa. For in the hand of the Lord there is a cup, and the wine is red; it is full of mixture; and he poureth out of the same: but the dregs thereof, all the wicked of the earth shall wring them out, and drink them.
9 Fa misy kapoaka eo an-tànan’ i Jehovah, feno divay mandroatra miharoharo zavatra iny, ka ampisotroany; eny, ny ratsy fanahy rehetra amin’ ny tany dia hitroka ny faikany. But I will declare for ever; I will sing praises to the God of Jacob.
10 Fa izaho hanambara izany mandrakizay, ka hankalaza an’ Andriamanitr’ i Jakoba. All the horns of the wicked also will I cut off; but the horns of the righteous shall be exalted.
11 Ary ny tandroky ny ratsy fanahy rehetra hotapahiko; fa ny tandroky ny marina kosa no hasandratra. —

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL