로그인

시편 70편 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 5절 · 대역: King James Version

절Baiboly Malagasy (1865)King James Version
1 — Make haste, O God, to deliver me; make haste to help me, O Lord.
2 Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy. Let them be ashamed and confounded that seek after my soul: let them be turned backward, and put to confusion, that desire my hurt.
3 Aoka ho menatra sy hangaihay izay mitady ny aiko; aoka hiamboho sy ho afa-baraka izay faly amin’ ny manjo ahy; Let them be turned back for a reward of their shame that say, Aha, aha.
4 Aoka hiamboho noho ny fahamenarany izay manao hoe: Hià! sakoa izay! Let all those that seek thee rejoice and be glad in thee: and let such as love thy salvation say continually, Let God be magnified.
5 Aoka hifaly sy ho ravoravo aminao izay rehetra mitady Anao; ary aoka izay tia ny famonjenao hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Andriamanitra. But I am poor and needy: make haste unto me, O God: thou art my help and my deliverer; O Lord, make no tarrying.
6 Fa izaho dia ory sy malahelo; faingàna hankatỳ amiko, Andriamanitra ô; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Jehovah ô. —

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL