로그인

시편 67편 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 7절 · 대역: King James Version

절Baiboly Malagasy (1865)King James Version
1 — God be merciful unto us, and bless us; and cause his face to shine upon us; Selah.
2 Andriamanitra anie hamindra fo aminay sy hitahy anay; [Sela.] hampamirapiratra ny tavany aminay anie Izy; That thy way may be known upon earth, thy saving health among all nations.
3 Mba ho fantatra etỳ ambonin’ ny tany ny lalanao sy ny famonjenao any amin’ ny jentilisa rehetra. Let the people praise thee, O God; let all the people praise thee.
4 Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra. O let the nations be glad and sing for joy: for thou shalt judge the people righteously, and govern the nations upon earth. Selah.
5 Hifaly sy hihoby ny firenentsamy hafa, Satria mitsara marina ny firenena Hianao; ny firenen-tsamy hafa ambonin’ ny tany dia entinao. [Sela.] Let the people praise thee, O God; let all the people praise thee.
6 Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra. Then shall the earth yield her increase; and God, even our own God, shall bless us.
7 Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika. God shall bless us; and all the ends of the earth shall fear him.
8 Mitahy antsika Andriamanitra; ary hatahotra Azy ny vazan-tany rehetra. —

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL