로그인

시편 62편 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 12절 · 대역: King James Version

절Baiboly Malagasy (1865)King James Version
1 — Truly my soul waiteth upon God: from him cometh my salvation.
2 Andriamanitra tokoa no iantombenan’ ny fanahiko; avy aminy ny famonjena ahy. He only is my rock and my salvation; he is my defence; I shall not be greatly moved.
3 Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy, dia fiarovana avo ho ahy ka tsy hangozohozo loatra aho. How long will ye imagine mischief against a man? ye shall be slain all of you: as a bowing wall shall ye be, and as a tottering fence.
4 Mandra-pahoviana no hirohotanareo hamely olona sy handrodananareo rehetra azy toy ny manda mirona sy ny rova mihozongozona; They only consult to cast him down from his excellency: they delight in lies: they bless with their mouth, but they curse inwardly. Selah.
5 Misaina hanongana azy hiala amin’ ny voninahiny ireny; lainga no ifaliany, misaotra amin’ ny vavany izy, fa manozona amy ny fony. [Sela.] My soul, wait thou only upon God; for my expectation is from him.
6 Miantombena amin’ Andriamanitra tokoa ianao, ry fanahiko; fa Izy no antenaiko. He only is my rock and my salvation: he is my defence; I shall not be moved.
7 Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy, dia fiarovana avo ho ahy, ka tsy mba hangozohozo aho. In God is my salvation and my glory: the rock of my strength, and my refuge, is in God.
8 Andriamanitra no iankinan’ ny famonjena ahy sy ny voninahitro; ny vatolampiko mafy sy ny aroko dia ao amin’ Andriamanitra. Trust in him at all times; ye people, pour out your heart before him: God is a refuge for us. Selah.
9 Matokia Azy mandrakariva ianareo, ry olona; loary eo anatrehany ny fonareo; Andriamanitra no aro ho antsika. [Sela.] Surely men of low degree are vanity, and men of high degree are a lie: to be laid in the balance, they are altogether lighter than vanity.
10 Zava-poana tokoa ny ambany, ary lainga ny ambony; raha hatao amin’ ny mizana izy, dia maivana; zava-poana mihitsy izy. Trust not in oppression, and become not vain in robbery: if riches increase, set not your heart upon them.
11 Aza matoky ny fanaovana an-keriny, ary aza miantehitra amin’ ny halatra; raha mitombo ny harena, dia aza anorenana ny fonareo. God hath spoken once; twice have I heard this; that power belongeth unto God.
12 Indray mandeha no nitenenan’ Andriamanitra; indroa no nandrenesako hoe: an’ Andriamanitra ny hery. Also unto thee, O Lord, belongeth mercy: for thou renderest to every man according to his work.
13 Ary Anao koa, ry Tompo ô, ny famindram-po, fa Hianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy. —

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL