로그인

시편 54편 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 9절 · 대역: King James Version

절Baiboly Malagasy (1865)King James Version
1 Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Maskila nataon’ i Davida, Save me, O God, by thy name, and judge me by thy strength.
2 fony tonga ny Zifita ka nanao tamin’ i Saoly hoe: Tsy miery any aminay va Davida? Hear my prayer, O God; give ear to the words of my mouth.
3 Vonjeo amin’ ny anaranao aho, Andriamanitra ô, ary omeo rariny aho araka ny herinao. For strangers are risen up against me, and oppressors seek after my soul: they have not set God before them. Selah.
4 Andriamanitra ô, henoy ny fivavako; mihainoa ny tenin’ ny vavako. Behold, God is mine helper: the Lord is with them that uphold my soul.
5 Fa olona hafa firenena no mitsangana hamely ahy, ary olon-dozabe no mitady ny aiko; tsy mihevitra an’ Andriamanitra ho eo anatrehany izy. [Sela.] He shall reward evil unto mine enemies: cut them off in thy truth.
6 Indro, Andriamanitra no Mpamonjy ahy; ny Tompo no Mpanohana ny fanahiko. I will freely sacrifice unto thee: I will praise thy name, O Lord; for it is good.
7 Hamaly ny ratsy ataon’ ny mpampahory ahy Izy; aoka ny fahamarinanao no handringananao azy. For he hath delivered me out of all trouble: and mine eye hath seen his desire upon mine enemies.
8 Sitrapoko ihany no hanaterako fanatitra ho Anao; hidera ny anaranao aho, Jehovah ô, fa tsara izy. —
9 Fa efa namonjy ahy ho afaka tamin’ ny fahoriana rehetra Izy; ary ny masoko dia faly mijery ny amin’ ny fahavaloko. —

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL