로그인

시편 47편 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 9절 · 대역: King James Version

절Baiboly Malagasy (1865)King James Version
1 — O clap your hands, all ye people; shout unto God with the voice of triumph.
2 Mitehafa tanana, ry firenena rehetra; mihobia ho an’ Andriamanitra. For the Lord most high is terrible; he is a great King over all the earth.
3 Fa Jehovah no avo indrindra ka tokony hatahorana; Mpanjaka lehibe ambonin’ ny tany rehetra Izy. He shall subdue the people under us, and the nations under our feet.
4 Mandresy firenena maro Izy ho ambanintsika, ary firenen-tsamy hafa ho ambanin’ ny tongotsika. He shall choose our inheritance for us, the excellency of Jacob whom he loved. Selah.
5 Mifidy ny lovantsika ho antsika Izy, dia ny voninahitr’ i Jakoba izay tiany. [Sela.] God is gone up with a shout, the Lord with the sound of a trumpet.
6 Efa niakatra tamin’ ny fihobiana Andriamanitra, Jehovah niakatra tamin’ ny fitsofana ny anjomara. Sing praises to God, sing praises: sing praises unto our King, sing praises.
7 Mankalazà an’ Andriamanitra, eny mankalazà; mankalazà ny Mpanjakantsika, eny, mankalazà. For God is the King of all the earth: sing ye praises with understanding.
8 Fa Mpanjaka amin’ ny tany rehetra Andriamanitra; mahaiza mankalaza tsara ianareo. God reigneth over the heathen: God sitteth upon the throne of his holiness.
9 Andriamanitra manjaka amin’ ny firenen-tsamy hafa; Andriamanitra mipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianany masìna. The princes of the people are gathered together, even the people of the God of Abraham: for the shields of the earth belong unto God: he is greatly exalted.
10 Ny mpanapaka ny firenen-tsamy hafa miangona ho olon’ Andriamanitr’ i Abrahama; fa an’ Andriamanitra ny ampingan’ ny tany; Avo indrindra Izy. —

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL