시편 134편 Baiboly Malagasy (1865)
Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 3절 · 대역: King James Version
| 절 | Baiboly Malagasy (1865) | King James Version |
|---|---|---|
| 1 | Andeha, misaora an’ i Jehovah, ianareo rehetra mpanompon’ i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon’ i Jehovah. | Behold, bless ye the Lord, all ye servants of the Lord, which by night stand in the house of the Lord. |
| 2 | Manandrata ny tananareo ho amin’ ny fitoerana masìna, Ka misaora an’ i Jehovah. | Lift up your hands in the sanctuary, and bless the Lord. |
| 3 | Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany. | The Lord that made heaven and earth bless thee out of Zion. |
Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL