로그인

시편 128편 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 6절 · 대역: King James Version

절Baiboly Malagasy (1865)King James Version
1 Sambatra izay rehetra matahotra an’ i Jehovah, Dia izay mandeha amin’ ny lalany. Blessed is every one that feareth the Lord; that walketh in his ways.
2 Fa hohaninao tokoa ny asan’ ny tananao; Sambatra sady ambinina ianao. For thou shalt eat the labour of thine hands: happy shalt thou be, and it shall be well with thee.
3 Ny vadinao dia tahaka ny voaloboka mahavokatra Ao anatin’ ny tranonao; Ny zanakao dia tahaka ny zanak’ oliva Manodidina ny latabatrao. Thy wife shall be as a fruitful vine by the sides of thine house: thy children like olive plants round about thy table.
4 Indro, fa toy izany no hitahiana Izay lehilahy matahotra an’ i Jehovah. Behold, that thus shall the man be blessed that feareth the Lord.
5 Hitahy anao avy any Ziona anie Jehovah; Ary ho faly hahita ny fahasoavan’ i Jerosalema anie ianao Amin’ ny andro rehetra hiainanao. The Lord shall bless thee out of Zion: and thou shalt see the good of Jerusalem all the days of thy life.
6 Eny, hahita ny zafinao anie ianao; Fiadanana anie ho amin’ ny Isiraely. Yea, thou shalt see thy children’s children, and peace upon Israel.

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL