시편 120편 Baiboly Malagasy (1865)
Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 7절 · 대역: King James Version
| 절 | Baiboly Malagasy (1865) | King James Version |
|---|---|---|
| 1 | Jehovah no nitarainako tamin’ ny fahoriako dia namaly ahy Izy, | In my distress I cried unto the Lord, and he heard me. |
| 2 | Jehovah ô, vonjeo ny fanahiko amin’ ny molotra mandainga, Eny, amin’ ny lela mamitaka | Deliver my soul, O Lord, from lying lips, and from a deceitful tongue. |
| 3 | Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, Ry lela mamitaka? | What shall be given unto thee? or what shall be done unto thee, thou false tongue? |
| 4 | Zana-tsipìkan’ ny mahery sady voaranitra, Mbamin’ ny vain’ afon’ anjavidy. | Sharp arrows of the mighty, with coals of juniper. |
| 5 | Lozako, fa mivahiny eto amin’ ny Maseka aho Ary mitoetra ato an-dain’ ny Kedarita! | Woe is me, that I sojourn in Mesech, that I dwell in the tents of Kedar! |
| 6 | Ela loatra izay no nitoeran’ ny fanahiko teo amin’ Izay tsy tia fihavanana. | My soul hath long dwelt with him that hateth peace. |
| 7 | Raha izaho, dia fihavanana; Kanjo nony miteny aho, dia mila ady kosa ireny. | I am for peace: but when I speak, they are for war. |
Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL