로그인

시편 108편 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 13절 · 대역: King James Version

절Baiboly Malagasy (1865)King James Version
1 — O God, my heart is fixed; I will sing and give praise, even with my glory.
2 Andriamanitra ô, tafatoetra ny foko; Ny fanahiko no hihira sy hankalaza. Awake, psaltery and harp: I myself will awake early.
3 Mifohaza, ry valiha sy lokanga; hifoha maraina koa aho. I will praise thee, O Lord, among the people: and I will sing praises unto thee among the nations.
4 Hidera Anao eny amin’ ny firenena maro aho, Jehovah ô, Ary hankalaza Anao eny amin’ ny jentilisa. For thy mercy is great above the heavens: and thy truth reacheth unto the clouds.
5 Fa lehibe mihoatra ny lanitra ny famindram-ponao; Ary mipaka eny amin’ ny rahona ny fahamarinanao. Be thou exalted, O God, above the heavens: and thy glory above all the earth;
6 Misandrata any ambonin’ ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô; Ary aoka ho etỳ ambonin’ ny tany rehetra ny voninahitrao. That thy beloved may be delivered: save with thy right hand, and answer me.
7 Mba hahafaka ny malalanao, Dia vonjeo amin’ ny tananao ankavanana aho, ka valio. God hath spoken in his holiness; I will rejoice, I will divide Shechem, and mete out the valley of Succoth.
8 Andriamanitra niteny tamin’ ny fahamasinany hoe: Hifaly Aho ka hizara an’ i Sekema, Ary ny lohasahan’ i Sokota horefesiko; Gilead is mine; Manasseh is mine; Ephraim also is the strength of mine head; Judah is my lawgiver;
9 Ahy Gileada, Ahy Manase; Ary aron’ ny lohako Efraima; Tehim-panjakako Joda; Moab is my washpot; over Edom will I cast out my shoe; over Philistia will I triumph.
10 Tavindranoko fanasana Moaba; Edoma no hanipazako ny kapako; noho ny amin’ i Filistia ho hihobiako. Who will bring me into the strong city? who will lead me into Edom?
11 Iza no hitondra ahy ho any an-tanàna mafy? Iza no hitarika ahy ho any Edoma? Wilt not thou, O God, who hast cast us off? and wilt not thou, O God, go forth with our hosts?
12 Tsy Hianao va no efa nanary anay, Andriamanitra ô, Sady tsy mivoaka miaraka amin’ ny miaramilanay, Andriamanitra ô? Give us help from trouble: for vain is the help of man.
13 Vonjeo amin’ ny fahavalo izahay; Fa zava-poana ny famonjena ataon’ ny olona. Through God we shall do valiantly: for he it is that shall tread down our enemies.
14 Andriamanitra no haharezan-tsika; Fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika. —

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL