로그인

욥기 25장 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 욥기 (Job) · 6절 · 대역: King James Version

절Baiboly Malagasy (1865)King James Version
1 Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe. Then answered Bildad the Shuhite, and said,
2 Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin’ ny avo Izy. Dominion and fear are with him, he maketh peace in his high places.
3 Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan’ iza no tsy ihoaran’ ny Azy? Is there any number of his armies? and upon whom doth not his light arise?
4 Ary aiza no hahamarina ny zanak’ olombelona eo anatrehan’ Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy? How then can man be justified with God? or how can he be clean that is born of a woman?
5 Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony; Behold even to the moon, and it shineth not; yea, the stars are not pure in his sight.
6 Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak’ olombelona, izay olitra. How much less man, that is a worm? and the son of man, which is a worm?

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL