로그인

시편 30편 Baiboly Malagasy (1865)

Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 시편 (Psalms) · 12절 · 대역: King James Version

절Baiboly Malagasy (1865)King James Version
1 — I will extol thee, O Lord; for thou hast lifted me up, and hast not made my foes to rejoice over me.
2 Hanandratra Anao aho, Jehovah ô; fa nanintona ahy niakatra Hianao, ka tsy nataonao ho fifalian’ ny fahavaloko aho. O Lord my God, I cried unto thee, and thou hast healed me.
3 Jehovah Andriamanitro ô, nitaraina taminao aho, dia nahasitrana ahy Hianao. O Lord, thou hast brought up my soul from the grave: thou hast kept me alive, that I should not go down to the pit.
4 Jehovah ô, efa nampakatra ny fanahiko avy tany amin’ ny fiainan-tsi-hita Hianao; efa nampody ny aiko Hianao, mba tsy ho isan’ izay midìna any an-davaka aho. Sing unto the Lord, O ye saints of his, and give thanks at the remembrance of his holiness.
5 Mankalazà an’ i Jehovah, ry olony masìna, ka miderà ny anarany masìna. For his anger endureth but a moment; in his favour is life: weeping may endure for a night, but joy cometh in the morning.
6 Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany; nefa mandritra ny andro iainana kosa ny fankasitrahany; amin’ ny hariva dia misy fitomaniana tonga hivahiny miloaka alina; Fa nony maraina kosa dia misy fihobiana. And in my prosperity I said, I shall never be moved.
7 Ary hoy izaho, raha mbola niadana: tsy hangozohozo mandrakizay aho. Lord, by thy favour thou hast made my mountain to stand strong: thou didst hide thy face, and I was troubled.
8 Jehovah ô, noho ny fankasitrahanao dia nampitoerinao mafy ny tendrombohitro; nanafina ny tavanao Hianao, dia ory aho. I cried to thee, O Lord; and unto the Lord I made supplication.
9 Hianao no nantsoiko, Jehovah ô; ary Jehovah no nifonako hoe: What profit is there in my blood, when I go down to the pit? Shall the dust praise thee? shall it declare thy truth?
10 Inona no soa azo amin’ ny rako sy ny hidinako any an-davaka? Hidera Anao va ny vovoka? Hanambara ny fahamarinanao va izany? Hear, O Lord, and have mercy upon me: Lord, be thou my helper.
11 Mihainoa, Jehovah ô, ka mamindrà fo amiko; Jehovah ô, aoka ho Mpamonjy ahy Hianao. Thou hast turned for me my mourning into dancing: thou hast put off my sackcloth, and girded me with gladness;
12 Efa nampody ny fisaonako ho fandihizana Hianao; efa nanaisotra ny lamba fisaonako Hianao ka nampisikina ahy fifaliana, To the end that my glory may sing praise to thee, and not be silent. O Lord my God, I will give thanks unto thee for ever.
13 Mba hankalazan’ ny fanahiko Anao ka tsy hangina. Jehovah Andriamanitro ô, hidera Anao mandrakizay aho. —

Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL