역대상 1장 Baiboly Malagasy (1865)
Baiboly Malagasy (1865) · 말라가시어 · 역대상 (1 Chronicles) · 54절 · 대역: King James Version
| 절 | Baiboly Malagasy (1865) | King James Version |
|---|---|---|
| 1 | Adama, Seta, Enosy, | Adam, Sheth, Enosh, |
| 2 | Kenana, Mahalalila, Jareda, | Kenan, Mahalaleel, Jered, |
| 3 | Enoka, Metosela, Lameka, | Henoch, Methuselah, Lamech, |
| 4 | Noa, Sema, Hama ary Jafeta. | Noah, Shem, Ham, and Japheth. |
| 5 | Ny zanakalahin’ i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseta ary Tirasa. | The sons of Japheth; Gomer, and Magog, and Madai, and Javan, and Tubal, and Meshech, and Tiras. |
| 6 | Ary ny zanakalahin’ i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma. | And the sons of Gomer; Ashchenaz, and Riphath, and Togarmah. |
| 7 | Ary ny zanakalahin’ i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita. | And the sons of Javan; Elishah, and Tarshish, Kittim, and Dodanim. |
| 8 | Ny zanakalahin’ i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana. | The sons of Ham; Cush, and Mizraim, Put, and Canaan. |
| 9 | Ary ny zanakalahin’ i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragarna ary Sabteka. Ary ny zanakalahin’ i Ragama dia Seba sy Dedana. | And the sons of Cush; Seba, and Havilah, and Sabta, and Raamah, and Sabtecha. And the sons of Raamah; Sheba, and Dedan. |
| 10 | Ary Kosy niteraka an’ i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery teo ambonin’ ny tany. | And Cush begat Nimrod: he began to be mighty upon the earth. |
| 11 | Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita | And Mizraim begat Ludim, and Anamim, and Lehabim, and Naphtuhim, |
| 12 | sy ny Patrosita sy ny Kaslohita (izay nihavian’ ny Filistina) ary ny Kaftorita. | And Pathrusim, and Casluhim, (of whom came the Philistines,) and Caphthorim. |
| 13 | Ary Kanana niteraka an’ i Sidona, lahimatoany, sy Heta | And Canaan begat Zidon his firstborn, and Heth, |
| 14 | ary ny Jebosita sy ny Amorita sy ny Girgasita | The Jebusite also, and the Amorite, and the Girgashite, |
| 15 | sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita | And the Hivite, and the Arkite, and the Sinite, |
| 16 | sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Harnatita. | And the Arvadite, and the Zemarite, and the Hamathite. |
| 17 | Ny zanakalahin’ i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka. | The sons of Shem; Elam, and Asshur, and Arphaxad, and Lud, and Aram, and Uz, and Hul, and Gether, and Meshech. |
| 18 | Ary Arpaksada niteraka an’ i Sela; ary Sela niteraka an’ i Ebera. | And Arphaxad begat Shelah, and Shelah begat Eber. |
| 19 | Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran’ ny iray natao hoe Palega, satria tamin’ ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran’ ny rahalahiny. | And unto Eber were born two sons: the name of the one was Peleg; because in his days the earth was divided: and his brother’s name was Joktan. |
| 20 | Ary Joktana niteraka an’ i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera | And Joktan begat Almodad, and Sheleph, and Hazarmaveth, and Jerah, |
| 21 | sy Hadorama sy Ozala sy Dikla | Hadoram also, and Uzal, and Diklah, |
| 22 | sy Ebala sy Abimaela sy Sheba | And Ebal, and Abimael, and Sheba, |
| 23 | sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Joktana. | And Ophir, and Havilah, and Jobab. All these were the sons of Joktan. |
| 24 | Sema, Arpaksada, Sela, | Shem, Arphaxad, Shelah, |
| 25 | Ebera, Palega, Reo, | Eber, Peleg, Reu, |
| 26 | Seroga, Nahora, Tera, | Serug, Nahor, Terah, |
| 27 | Abrama (dia Abrahama izany). | Abram; the same is Abraham. |
| 28 | Ny zanakalahin’ i Abrahama dia Isaka sy Isimaela. | The sons of Abraham; Isaac, and Ishmael. |
| 29 | Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan’ Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama | These are their generations: The firstborn of Ishmael, Nebaioth; then Kedar, and Adbeel, and Mibsam, |
| 30 | sy Misma sy Doma sy Masa sy Hadada sy Tema | Mishma, and Dumah, Massa, Hadad, and Tema, |
| 31 | sy Jetora sy Nafisy ary Kedma. Ireo no zanakalahin’ Isimaela. | Jetur, Naphish, and Kedemah. These are the sons of Ishmael. |
| 32 | Ary ny zanakalahin’ i Ketora, vaditsindranon’ i Abrahama. Izy no niteraka an’ i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin’ i Joksana dia Sheba sy Dedana. | Now the sons of Keturah, Abraham’s concubine: she bare Zimran, and Jokshan, and Medan, and Midian, and Ishbak, and Shuah. And the sons of Jokshan; Sheba, and Dedan. |
| 33 | Ary ny zanakalahin’ i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Ketora. | And the sons of Midian; Ephah, and Epher, and Henoch, and Abida, and Eldaah. All these are the sons of Keturah. |
| 34 | Ary Abrahama niteraka an’ Isaka. Ny zanakalahin’ i Isaka dia Esao sy Isiraely. | And Abraham begat Isaac. The sons of Isaac; Esau and Israel. |
| 35 | Ny zanakalahin’ i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora. | The sons of Esau; Eliphaz, Reuel, and Jeush, and Jaalam, and Korah. |
| 36 | Ny zanak’ i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka. | The sons of Eliphaz; Teman, and Omar, Zephi, and Gatam, Kenaz, and Timna, and Amalek. |
| 37 | Ny zanakalahin’ i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza. | The sons of Reuel; Nahath, Zerah, Shammah, and Mizzah. |
| 38 | Ary ny zanakalahin’ i Seïra dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. | And the sons of Seir; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, and Dishon, and Ezer, and Dishan. |
| 39 | Ary ny zanakalahin’ i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin’ i Lotana. | And the sons of Lotan; Hori, and Homam: and Timna was Lotan’s sister. |
| 40 | Ary ny zanakalahin’ i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin’ i Zibona dia Aia sy Ana. | The sons of Shobal; Alian, and Manahath, and Ebal, Shephi, and Onam. And the sons of Zibeon; Aiah, and Anah. |
| 41 | Ary ny zanakalahin’ i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin’ i Disona dia Hamrana sy Esbana sa Jitrana ary Kerana. | The sons of Anah; Dishon. And the sons of Dishon; Amram, and Eshban, and Ithran, and Cheran. |
| 42 | Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin’ i Disana dia Oza sy Arana. | The sons of Ezer; Bilhan, and Zavan, and Jakan. The sons of Dishan; Uz, and Aran. |
| 43 | Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin’ ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ ny Zanak’ Isiraely: Bela, zanak’ i Beora; ary Dinaba no anaran’ ny tanànany. | Now these are the kings that reigned in the land of Edom before any king reigned over the children of Israel; Bela the son of Beor: and the name of his city was Dinhabah. |
| 44 | Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak’ i Zera, avy any Bozra. | And when Bela was dead, Jobab the son of Zerah of Bozrah reigned in his stead. |
| 45 | Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin’ ny tanin’ ny Temanita. | And when Jobab was dead, Husham of the land of the Temanites reigned in his stead. |
| 46 | Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak’ i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ ny tany Moaba; ary Avita no anaran’ ny tanànany. | And when Husham was dead, Hadad the son of Bedad, which smote Midian in the field of Moab, reigned in his stead: and the name of his city was Avith. |
| 47 | Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka. | And when Hadad was dead, Samlah of Masrekah reigned in his stead. |
| 48 | Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron’ ny Ony. | And when Samlah was dead, Shaul of Rehoboth by the river reigned in his stead. |
| 49 | Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak’ i Akbora. | And when Shaul was dead, Baal–hanan the son of Achbor reigned in his stead. |
| 50 | Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran’ ny tanànany; ary ny anaran’ ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin’ i Matreda, zanakavavin’ i Me-zahaba. | And when Baal–hanan was dead, Hadad reigned in his stead: and the name of his city was Pai; and his wife’s name was Mehetabel, the daughter of Matred, the daughter of Mezahab. |
| 51 | Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen’ i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny, | Hadad died also. And the dukes of Edom were; duke Timnah, duke Aliah, duke Jetheth, |
| 52 | Oholibama loham-pireneny, Elaha loham-pireneny, Pinona loham-pireneny, | Duke Aholibamah, duke Elah, duke Pinon, |
| 53 | Kenaza loham-pireneny, Temana loham-pireneny, Mibzara loham-pireneny, | Duke Kenaz, duke Teman, duke Mibzar, |
| 54 | Magdiela loham-pireneny, Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenen’ i Edoma. | Duke Magdiel, duke Iram. These are the dukes of Edom. |
Baiboly Malagasy (1865) — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: 공개 도메인 (Public Domain) · 출처 ↗
King James Version — getbible.net(CrossWire SWORD 모듈)에서 가져옴 · 라이선스: GPL